Ampy ahy (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  1 - Ray o! Fiadanako ny mijotra ambany elatrao
        (Tsy misy tahotra), tsy misy tahotra
        (Feno hasambarana), tsy ahoako akory
        Ireo onjampiainana, fitaizana ataonao ahy
        Ampy ho fialofako ny fahasoavanao

Ref : Tsy manan-kahiana yhcax aho satria eo ianao
   4V  (Eo aminao), Ny sandrinao (ao aminao) ampy hiaro ahy Ray o!
   3V  (Ampy ho fiarovako), zay lalak’ombako voatsinjo avokoa
   2V  (Rena iainako), ny zavatra ilaiko dia ao aminao

                2 - Maro ny olana saingy ianao tsy nanary ahy
                    (Mitari-dalana), mitari-tanana
                    (Manolo-tanana), ny adin-tsaiko vahanao
    ddhcbid                  Efa, na salotrao cqfptpac mba ho ahy ny anaranao
             tononkira.serasera.org         Faly aho f’eo aminao no mahatsara ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)
Visites : 351
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 27/01/2026 14:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2113