Vonjeo Madagasikara (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fa nahoana loatra e! no tsy mety foana Ray o (Ny adidy hatrehanay)
rkeuucrx Be ireo mitaraina sy sahiran-tsaina ho aiza e! (No hiafaran’ny aminay)
Dia ho sanatria ve, sazy avy aminao ‘zao Ray (Mifona mitalaho)
Miangavy indrindra, amindrao fo fa kivy e!
Ref : (Ray o), miangavy indrindra, (Vonjeo) mba topazo maso Tompo!
(Tompo o, manantena f’Ianao) Ianao irery (Ianao)
No hany antenaina hamonjy anay
yupny (Ray o), mba tolory saina (Ray o)
Ireo mpitondra anay mba hahay hiavana
hxmwgy (Vonjeo) Madagasikara, (Vonjeo) Fa variana miady lav
2 - Andriamanitray o, miantso Anao izahay mba jereo (Vonjeo fa tononkira.serasera.org mitoreo)
Noho ilay devoly tena manangoly Ray o (Aminao no herinay)
Efa maro loatra e, diso tafahoatra Ray o (Ny ratsy misy ety)
Tsy voafehy intsony, noho ny ao am-pony ratsy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Vangy : 265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 27/01/2026 14:50