Henoy ny antso (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
   geqkmjo   1 - Henoy ny antso ry velon’aina
          Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
          Miaraha-mitady ny lalan-tsara
      cugxte     Dia Jesosy zanaky ny Ray

      Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
     tononkira.serasera.org          Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
             ‘Lay fiainana am-paradisa soa
      iyjzvx         Eo anilan’ilay Tompo soa

     2 - Katsaho aloha ny fanjakako
          Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
          Ny marina hatrany no handehano
         ‘Dia ho sambatra ny fiainanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)
Hits : 229
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 27/01/2026 14:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344