Noely vaovao (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
azdvmccp Fa hitondra fiadanana ho anao (Noely vaovao)
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny tononkira.serasera.org fonao
Hanananao fiainam-baovao (Noely ho anao)
Fa ho afaka ireo kspldi fangejana anao
Noely vaovao, Noely ho anao.
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
(Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Fa hitondra fiadanana ho anao (Noely vaovao)
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Hanananao fiainam-baovao (Noely ho anao)
Fa ho afaka ireo fangejana anao
Noely vaovao, Noely ho anao.)x2
Noely vaovao, Noely ho otpfe anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Vangy : 240
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 13/12/2025 20:33