Ampy ahy (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ray o! Fiadanako ny mijotra ambany elatrao
(Tsy misy tahotra), tsy misy tahotra
(Feno hasambarana), tsy ahoako akory
Ireo onjampiainana, fitaizana ataonao ahy
Ampy ho fialofako ny fahasoavanao
Ref : cruaq Tsy manan-kahiana aho satria eo ianao
4V (Eo aminao), Ny sandrinao (ao aminao) ampy hiaro ahy Ray o!
3V (Ampy ho fiarovako), zay lalak’ombako voatsinjo avokoa
2V (Rena iainako), ny zavatra ilaiko dia ao aminao
2 - Maro ny olana saingy ianao tsy nanary ahy
(Mitari-dalana), mitari-tanana
tononkira.serasera.org (Manolo-tanana), ny adin-tsaiko vahanao
ayfbm Efa, na salotrao mba ho ahy ny anaranao
Faly aho f’eo aminao no mahatsara pymmpl ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Hits : 353
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 27/01/2026 14:16