Tsara (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsara ny mihira ho an’i Jehovah
     Tsara ny mankalaza ny Anarany
     Tsara Ianao, tsara ny asan-tananao
      Iriko tsara toa anao ny fiainako

tononkira.serasera.org   Ref : ‘Zay rehetra ataonao ho ahy Tsara e!
           otvj  Feno tsiky ny fanahy Tsara e!
        nmjmlrz     Andramo ka zahao fa tsara Jehovah, Tsara e!
            Tsy mba misy fitaka fa azo npfpnigu antoka

2 - Fa raha ny tsara eto an-tany no katsahinao
     Dia zava-poana ihany satria ho potika avokoa
     Katsaho dieny ety, ‘Lay paradisa ary!
     Toerana homanin’Andriamanitra ho ahy sy ho anao Tsara

    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)
Visites : 254
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 27/01/2026 14:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305