Mitrakaha (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitrakaha f’aza mihondrika, ahirato ny masonao
Ka andrandrao ny lanitra, stfnvswu antsoy ny ananaraNy
Mety ho sendra ady sarotra, fahoriana mianjady anao
Aza very hevitra, manantona ny Ray
hjsz Ref : Mitrakaha re rahavako o! Mitrakaha ianao fa
tononkira.serasera.org asujnjjz Fiainanao ho tonga vaovao, aza matahotra
Fombam-piainana izao, aza miondrika fa
Ao ‘lay Ray be fitiavana hanome hery anao
2 - Fa ny Rainao tsy mba mandao, mihaino ny fivavakao
Aza matahotra satria Izy anie tena Tia
Raha tojo fakam-panahy, manintona fo sy fanahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Vangy : 419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 27/01/2026 14:48