Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vola sy harena (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Raha jgif mbola maro ireo tsy misaina
nivbboj Afa-tsy ny vola sy ny fananan-karena
Dia zary nofy tokoa ny ahitantsika ety
Filaminana.
Indrisy mahonena tokoa, ‘reo jamban’ny harena ireo
Voafatotry ny vola ny fony, tsy hitany izay lalan-kaleha
tononkira.serasera.org Hadinony ny andro alahady, nafoiny ny hava-tiany taloha
Ny ao an-tsainy andeha hitady, f’izany hono no mahasoa.
2 – Tompo o! aza alavirinao ity nosin-drazanay
pryb Toa trotraky ny ady isan’andro
Mba omeo saina matahotra
Tia fihavanana ny mpitondra anay.
Ny anjelinao hiraho mba hitsinjo ny lalana hombana ety
Vombino isan’andro isan’andro sao rendriky ny rano mariha
Ampaherezo mba tsy ho kivy, tantano hatrany ireo izay haleha
Tolory saina hahay hisafidy ny soa izay sitrakao.
** Vola sy harena **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 123
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 13:41