Ndao longo (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      1 - ‘Ty fiainana an-tany e! mandalo miserana avokoa
            Mety ho kivy ‘zao ianao mahita ny zava-manjoa
            Izao no lazaiko anao e! Jesosy iraika avao
            Izy ihany no tsara, ary hamaha ny olanao.

      Ref : ‘NDAO LONGO, andao hibebeka e!
               ‘NDAO LONGO fa akaiky ny farany e!
                Fa ho avy anie Jesosy
                Hitsara izay vita, vitanao tety.

             2 - Aza miandry ny ampitso fandrao ho nenina tokoa
                  Efa sasa-miandry anao, Jesosy ‘lay Tomposoa
                  Paradisa vaovao e! no efa hidiranao
                  Ahitanao ny soa sy fiainana vaovao.

     ** Ndao longo **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 19:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035