Misaotra (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Misaotra Anao ‘zahay Ray Masina o
Misaotra Anao ‘zahay noho ny fahasoavaNao
Lehibe ny famindram-ponao aminay
Misaotra anao ‘zahay, misaotra Tompo o!
Ref : Asehoy eto anio, fa tsara Ianao
tononkira.serasera.org Tsy mba mamitaka, Masina ykcvp ny anaraNao
Voadio izahay, natolotrao ho anay
sderpfp Ny zanakao ry Ray, Misaotra ‘zahay.
2 - Mba omeo fitahiana ny olonao
Maro be ireo idtxhtkg no kivy fo fanahy
Na dia maro aza ny onjam-piainana
Tazomy izahay tsy hisaraka Aminao.
** Misaotra **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 133
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 28/04/2026 16:48