Tanterao Amiko (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh, fantatrao ny amiko
Ny fianako tsy miafina aminao
Izay iriny foko ety
Dia efa fantantrao
Tompo oh, mila Anao re aho
Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa ngzki fantatrao
Ka tanteraho amiko
Ny wloi fikasako Ray oh
Mba ho araky ny sitraponao
Ianao no mahalala izay heverana ahy
Ianao no tononkira.serasera.org mahalala izay tondranao a_hy…
Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa fantatrao
Ka tanteraho amiko
Ny fikasako Ray oh
Mba ho flkfw araky ny sitraponao
A/C: SEDSON_EDELICE
Ny fianako tsy miafina aminao
Izay iriny foko ety
Dia efa fantantrao
Tompo oh, mila Anao re aho
Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa ngzki fantatrao
Ka tanteraho amiko
Ny wloi fikasako Ray oh
Mba ho araky ny sitraponao
Ianao no mahalala izay heverana ahy
Ianao no tononkira.serasera.org mahalala izay tondranao a_hy…
Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa fantatrao
Ka tanteraho amiko
Ny fikasako Ray oh
Mba ho flkfw araky ny sitraponao
A/C: SEDSON_EDELICE
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 264
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 12:02
