Tanterao Amiko (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh, fantatrao ny amiko
Ny fianako tsy miafina aminao
Izay iriny foko ety
Dia glzhvxg efa fantantrao
Tompo oh, mila Anao re aho
Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa shkv fantatrao
Ka tononkira.serasera.org tanteraho amiko
Ny fikasako Ray oh
Mba ho araky ny sitraponao
Ianao no mahalala izay glbitspb heverana ahy
Ianao no mahalala izay tondranao a_hy…
Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa fantatrao
Ka tanteraho amiko
Ny fikasako Ray oh
Mba ho araky ny sitraponao
A/C: SEDSON_EDELICE
Ny fianako tsy miafina aminao
Izay iriny foko ety
Dia glzhvxg efa fantantrao
Tompo oh, mila Anao re aho
Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa shkv fantatrao
Ka tononkira.serasera.org tanteraho amiko
Ny fikasako Ray oh
Mba ho araky ny sitraponao
Ianao no mahalala izay glbitspb heverana ahy
Ianao no mahalala izay tondranao a_hy…
Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa fantatrao
Ka tanteraho amiko
Ny fikasako Ray oh
Mba ho araky ny sitraponao
A/C: SEDSON_EDELICE
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AAF - Akon'anjomara FamonjenaHits : 263
Likes : 1 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 12:02
