Mifankatia Ianareo (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny fahorina, be ny fijaliana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny fialonana, be ny famonoana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny hadalana, be tononkira.serasera.org ny fankahalana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny dgrs fampijaliana, be ny fisolokiana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Ka ity hira ity nqiv no atao
Hampita hafatr'ho anao
Mifankatiava ianareo
Raha xcmehwd mbola miain'ety
Fa Jesoa Tompo nanafatra mafy
Ny mba hifankatiavanareo
Mifankatiava ianareo
Raha mbola velon'ety
Fa Jeso Tompo tsy mandao
N'aiza n'aiza misy Anao
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny fialonana, be ny famonoana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny hadalana, be tononkira.serasera.org ny fankahalana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Be ny dgrs fampijaliana, be ny fisolokiana
Nefa tsy mba sitrak'Izy Ray
Ka ity hira ity nqiv no atao
Hampita hafatr'ho anao
Mifankatiava ianareo
Raha xcmehwd mbola miain'ety
Fa Jesoa Tompo nanafatra mafy
Ny mba hifankatiavanareo
Mifankatiava ianareo
Raha mbola velon'ety
Fa Jeso Tompo tsy mandao
N'aiza n'aiza misy Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVisites : 268
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 11:59
