Andao Hivavaka (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andao vqhvx zalay, andao rmszoxzu hivavaka e
Andao hirombo an'Andriamanitra e
Engao agny fisalasalà
Fa Jesô raika avao gne tsara
Fiverenena tononkira.serasera.org :
Tsy misy vonjy, tsy misy toky
Laha tsy gne agnarany avao
Ario malaky, sikidy xoyprz ratsy
Tsy agnary anao an-davaka avao
2- Anao manafo, anao saramba ah
Ka megnatsy filazantsara ah
Izay mitory amegne sitrapo
Ahazo avao gne lapa soa
Andao hirombo an'Andriamanitra e
Engao agny fisalasalà
Fa Jesô raika avao gne tsara
Fiverenena tononkira.serasera.org :
Tsy misy vonjy, tsy misy toky
Laha tsy gne agnarany avao
Ario malaky, sikidy xoyprz ratsy
Tsy agnary anao an-davaka avao
2- Anao manafo, anao saramba ah
Ka megnatsy filazantsara ah
Izay mitory amegne sitrapo
Ahazo avao gne lapa soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 226
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 11:28
