Zagnahary (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. (Ô Zagnahary e) - Zagnahary e, tonga aketo ôZanakao ô, (Tompo ô), midera anao ô
(Ô falifaly e) - Falifaly e, (Sady ravo ô), Ravoravo ô
Mankalaza, (isan'andro), ny agnaranao ô
Voavonjy e, (voavonjy e), Voadio ô (Voadio ô)
Afak'ota, (afak’ota), izahay.
II. (Ô Jesô Tompo ô) - Jesô, (Zokinay ô), midera anao ô
Izahay e, zandrinao ô
Voahombo ô, (Hianao), nisolo anay e
Voahombo ô, (Hianao), nisolo anay e
(Nafoinao ô) - Foinao ô, (Tègnanao ô), Tègnanao ô
Nalatsakao ô, Ranao soa
Mba hisolo ô, (ny ota), vitanay e
Mba hisolo ô, (ny ota), vitanay e
Indreto zahay, (Jesô Tompo ô), Jesô ô
Midera mitsa-ka, (mankalaza anao ô), ny Agnaranao ô
III. (Ô tsy hamela !) - Tsy ha-méla anareo
Ho ka-mboty aho ô
Fa hoavy- ny Fanà-hy e
Hi-tari-dalagna
Sy homba-nareo
(Efa tonga) - Tô-nga; Hianao ô
Fa-gnahy; Ma-signa
Han-ka; hery anay e
Sy ha-gna ; toro anay
Ny la-la ; ma-rigna
Saotra Fagnahy, masigna
Dera - laza, ho Anao
A/C: Hery (Chorale AAF)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVisites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 12:08
