Injany Hafaliako (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. E! Injany hafaliko raha nantsoin'i Tompo Jesoa ô
Mba ho mpianany ka hanambara ny teny lipzcmdx soa
(Satria) Didy vaovao no homeko, dkjblpwh no homeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Ref1:
Mandehana ka mba mitoria ny teny
(Ny teny) Mba ho dgnbrqs re manakoako eny tontolony
(Ka dia mba) Manaova Batisa amin'ny Anarany
Ray, Zanaka sy Fanahy masina
2. E! Injany hafaliko raha nantsoin'i Tompo Jesoa ô
Mba ho mpanompony ka hanambara ny fitiavana
(Satria) Didy vaovao no homeko, no homeko tononkira.serasera.org anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Ref2:
Ankehitriny izao dia ireto no mitoetra
(Finoana) Finoana, fanantenana sy fitiavana
(Fa fitia) Fa fitiavana no tena lehibe
Ôh ry velona ô, mifankatiava re!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 11:37