Tanterao Amiko (AAF - Akon'anjomara Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh, fantatrao ny tononkira.serasera.org amiko
Ny fianako tsy miafina aminao
Izay iriny foko ety
Dia efa fantantrao
Tompo oh, qnkvcgmy mila Anao re aho

Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia xccii efa fantatrao
Ka tanteraho amiko
Ny fikasako Ray oh
Mba ho araky ny sitraponao

Ianao no mahalala izay heverana ahy
Ianao no mahalala izay tondranao a_hy…

Fantantrao tsy miafina aminao
Ny fianako dia efa fantatrao
Ka tanteraho amiko
Ny fikasako Ray fzhrtf oh
Mba ho araky ny sitraponao


A/C: SEDSON_EDELICE

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara Famonjena
Visites : 261
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 12:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296