Jéhovah no Mpiandry Tsara (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Jehovah no mpiandry, tsara tokoa
Tsy hanan-java mahaory aho
Ninona hanjo ahy, tsy nycosemg anantahotra aho
Fa izy no batery, sy fiarovana mafy ho ahy
Hitondra ahy, amorondrano
Eo no ialako sasatra.
Fiverenena vmqihc :
Eny na dia mandeha, mamaky aloka aho
Dia tsy atahotra loza aho
Fa Inao no amiko
Ny tehinao no tononkira.serasera.org mahafataotra ahy
Koa dia matoky sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy.
II. qdknis Fahasoavana sy ny famindram-ponao
No hanaraka ahy amin'ny andro ianako
Ny kapoakako fenoy fitiavana
Koa dia matoky sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy
Tsy hanan-java mahaory aho
Ninona hanjo ahy, tsy nycosemg anantahotra aho
Fa izy no batery, sy fiarovana mafy ho ahy
Hitondra ahy, amorondrano
Eo no ialako sasatra.
Fiverenena vmqihc :
Eny na dia mandeha, mamaky aloka aho
Dia tsy atahotra loza aho
Fa Inao no amiko
Ny tehinao no tononkira.serasera.org mahafataotra ahy
Koa dia matoky sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy.
II. qdknis Fahasoavana sy ny famindram-ponao
No hanaraka ahy amin'ny andro ianako
Ny kapoakako fenoy fitiavana
Koa dia matoky sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 12:11
