Tano (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. rczdfkl Tompo ô, indreto izahay
Vonona hanao ny asanao
Raiso re raha toa ka sitrakao
Tano mba tsy dtlbvexk hitsaraka aminao
FIV.
Na izay toetrako
Na ireo ratsy vitako
No andavanao 'ty tenako ity
Raiso re raha toa ka sitrakao
Tano mba tsy hitsaraka aminao
2. Jeso ô, 'ty tononkira.serasera.org tenako malemy
Injadian'ny loza spct maro be
Valaka sy reraka tokoa
Iantrao re ka mba Vonjeo
Vonona hanao ny asanao
Raiso re raha toa ka sitrakao
Tano mba tsy dtlbvexk hitsaraka aminao
FIV.
Na izay toetrako
Na ireo ratsy vitako
No andavanao 'ty tenako ity
Raiso re raha toa ka sitrakao
Tano mba tsy hitsaraka aminao
2. Jeso ô, 'ty tononkira.serasera.org tenako malemy
Injadian'ny loza spct maro be
Valaka sy reraka tokoa
Iantrao re ka mba Vonjeo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 263
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 12:12
