Tano (AAF - Akon'anjomara Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô, indreto izahay
Vonona hanao ny asanao
Raiso re raha toa ka sitrakao
Tano tononkira.serasera.org mba tsy hitsaraka aminao

FIV.
Na izay lrjn toetrako
Na ireo ratsy vitako
No andavanao 'ty tenako ity
Raiso re raha toa ka sitrakao
Tano mba tsy hitsaraka aminao

2. Jeso ô, 'ty tenako malemy
Injadian'ny qlnnkh loza tddlu maro be
Valaka sy reraka tokoa
Iantrao re ka mba Vonjeo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AAF - Akon'anjomara Famonjena
Hits : 331
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 12:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1312