Tano (AAF - Akon'anjomara Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô, indreto izahay tzem
Vonona hanao ny asanao
Raiso re raha toa ka sitrakao
Tano mba tsy xybtkxt hitsaraka aminao

FIV.
Na izay toetrako oalrgqc
Na ireo tononkira.serasera.org ratsy vitako
No andavanao 'ty tenako ity
Raiso re raha toa ka sitrakao
Tano mba tsy hitsaraka aminao

2. Jeso ô, 'ty tenako malemy
Injadian'ny loza maro be
Valaka sy reraka tokoa
Iantrao re ka mba Vonjeo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara Famonjena
Visites : 329
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 12:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031