Mahagaga Tokoa (AAF - Akon'anjomara Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mahagaga tokoa
Raha mahita ny asan'i Ray
Fa ny zanany soa
No tononkira.serasera.org nomeny mba hanavotra anay

'Zany hrbf no nanehony
Ny fitiavany anay e
Fitiavana ambony
No nomeny anay

2)Raha ny fiainan-tsika
Dia ratsy dia ratsy tokoa
Nefa tsy hita isa
Ny pzcaghun soa, nomen'i gpuqctek Tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara Famonjena
Vangy : 287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 12:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306