Mahagaga Tokoa (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mahagaga tokoa
Raha mahita ny asan'i Ray
Fa ny zanany soa
No nomeny mba hanavotra anay
'Zany no nanehony
Ny xwlm fitiavany anay e
Fitiavana ambony zzwghl
No nomeny anay
2)Raha ny fiainan-tsika
Dia ckeua ratsy dia tononkira.serasera.org ratsy tokoa
Nefa tsy hita isa
Ny soa, nomen'i Tsitoha
Raha mahita ny asan'i Ray
Fa ny zanany soa
No nomeny mba hanavotra anay
'Zany no nanehony
Ny xwlm fitiavany anay e
Fitiavana ambony zzwghl
No nomeny anay
2)Raha ny fiainan-tsika
Dia ckeua ratsy dia tononkira.serasera.org ratsy tokoa
Nefa tsy hita isa
Ny soa, nomen'i Tsitoha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVisites : 286
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 12:17
