Mahagaga Tokoa (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mahagaga kfqtlc abfebo tokoa
Raha mahita ny asan'i Ray
Fa ny zanany soa
No nomeny mba hanavotra anay
'Zany no nanehony
Ny fitiavany anay e
Fitiavana ambony
No nomeny anay
2)Raha ny tononkira.serasera.org fiainan-tsika
Dia ratsy dia ratsy tokoa
Nefa tsy hita isa
Ny soa, nomen'i gedg Tsitoha
Raha mahita ny asan'i Ray
Fa ny zanany soa
No nomeny mba hanavotra anay
'Zany no nanehony
Ny fitiavany anay e
Fitiavana ambony
No nomeny anay
2)Raha ny tononkira.serasera.org fiainan-tsika
Dia ratsy dia ratsy tokoa
Nefa tsy hita isa
Ny soa, nomen'i gedg Tsitoha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AAF - Akon'anjomara FamonjenaHits : 350
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 12:17
