Jesosy ô, Lazao (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô lazao
Mba rahaovina Inao
No haneho fahefana
Izay eo antananao
Fa raha izaho ihany
Mitady ny ho ambany
Ny tsindry azo lena
Mandrakotra ny tany
(Ao aminao) Ao wlxwuhc aminao e!
(Jesô) Jeso
(Ny famonjena) Ny famonjena
(Anay) Anay
(Ô, Aiza enao) Ô! Aiza enao e!
(Vonjeo) Vonjeo
(Ny vavakay) Ny eiux vavakay e!
(Valio) Valio
II. Tsy kivy aho mahita
Ireo hita ratsy nefa
Mbola oydykc hivimbina sy miaina
Ny vola be sy harena
Asakasakao tononkira.serasera.org hiala
Minia tsy mahalala
F'izaho dia mahandry
Ny Andriamanitry ny tany
Mba rahaovina Inao
No haneho fahefana
Izay eo antananao
Fa raha izaho ihany
Mitady ny ho ambany
Ny tsindry azo lena
Mandrakotra ny tany
(Ao aminao) Ao wlxwuhc aminao e!
(Jesô) Jeso
(Ny famonjena) Ny famonjena
(Anay) Anay
(Ô, Aiza enao) Ô! Aiza enao e!
(Vonjeo) Vonjeo
(Ny vavakay) Ny eiux vavakay e!
(Valio) Valio
II. Tsy kivy aho mahita
Ireo hita ratsy nefa
Mbola oydykc hivimbina sy miaina
Ny vola be sy harena
Asakasakao tononkira.serasera.org hiala
Minia tsy mahalala
F'izaho dia mahandry
Ny Andriamanitry ny tany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 213
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 12:16
