Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesosy ô, Lazao (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô lazao
Mba rahaovina Inao
No haneho fahefana
Izay eo antananao
Fa raha izaho ihany
Mitady ny ho ambany
Ny tsindry azo lena
Mandrakotra ny tany
(Ao aminao) Ao xrwblkrd aminao e!
(Jesô) Jeso
(Ny famonjena) Ny famonjena
(Anay) Anay
(Ô, Aiza gwhukf enao) Ô! Aiza enao e!
(Vonjeo) Vonjeo
(Ny vavakay) Ny vavakay ljxska e!
(Valio) Valio
II. Tsy kivy aho tononkira.serasera.org mahita
Ireo hita ratsy nefa
Mbola hivimbina sy miaina
Ny vola be sy harena
Asakasakao hiala
Minia tsy mahalala
F'izaho dia mahandry
Ny Andriamanitry ny tany
Mba rahaovina Inao
No haneho fahefana
Izay eo antananao
Fa raha izaho ihany
Mitady ny ho ambany
Ny tsindry azo lena
Mandrakotra ny tany
(Ao aminao) Ao xrwblkrd aminao e!
(Jesô) Jeso
(Ny famonjena) Ny famonjena
(Anay) Anay
(Ô, Aiza gwhukf enao) Ô! Aiza enao e!
(Vonjeo) Vonjeo
(Ny vavakay) Ny vavakay ljxska e!
(Valio) Valio
II. Tsy kivy aho tononkira.serasera.org mahita
Ireo hita ratsy nefa
Mbola hivimbina sy miaina
Ny vola be sy harena
Asakasakao hiala
Minia tsy mahalala
F'izaho dia mahandry
Ny Andriamanitry ny tany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 12:16
