Jesosy ô, Lazao (AAF - Akon'anjomara Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô lazao
Mba rahaovina Inao
No haneho fahefana
Izay eo antananao
Fa raha izaho ihany
Mitady ny ho ambany
Ny tsindry azo lena
Mandrakotra ny tany

(Ao aminao) Ao aminao e!
(Jesô) Jeso
(Ny famonjena) Ny famonjena
(Anay) Anay
(Ô, Aiza enao) Ô! Aiza enao e!
(Vonjeo) Vonjeo
(Ny vavakay) Ny vavakay e!
(Valio) Valio

II. Tsy kivy aho mahita
Ireo hita ratsy nefa
Mbola hivimbina sy miaina
Ny vola be sy harena
Asakasakao hiala
Minia tsy mahalala
F'izaho dia mahandry
Ny Andriamanitry ny tany
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AAF - Akon'anjomara Famonjena
Hits : 12
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 12:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306