Mpandresy ianao (A3F)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy vitsy izany tononkira.serasera.org ‘reo olana misy eto an-tany
Tena mahakivy, matetika mampitomany
Fa saingy izao : aza mba mety ho resy ianao
O, mahereza cxhpvkc sy mahatanjaha ary koa mivavaha

Fiv. Mpandresy ianao iqky rehefa miaraka amin’ny Tompo
F’Izy tsy handao ‘reo zanany ‘zay mitoloko
Mpandresy ianao rehefa Izy no miady
Isika izao dia tiany sady malalany

2-Jesosy Tompo dia efa nanambara hoe :
“Ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
ambarapahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao”
Koa sglza amin’izao na inon’inona atao
Antsoy Jesosy hanampy anao @ fiainanao

A/C: Fanasina A3F
2021

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A3F
Vangy : 787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 07/06/2024 09:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0528