Mandondona (A3F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ho xsokoxq anao izay mana-manjo mitomany
Ho anao izay reraka koa any ho any
‘Ty misy lalana iray izay atoroko anao
Ho anao izay reraky tononkira.serasera.org ny ady sy jaly
Tsy misy andro mamiratra faly
Jesosy Tompo no dbafo indro efa maty ho anao
Ref : Efa mandondona ny Tompo am-baravaran’ny fonao hatrizay
Efa mitalaho manantena anao hanokatra izany ho Azy
Ianao no tsy nety,ianao tsy nanoina ny antson’ny Tompo
Handao vetivety Oh vohay, oh vohay Izy anio (x2 farany)
2.Ho anao izay efa nandray androany
Tsarovy fa tsy anenenanao izany
Fa efa fiainam-baovao no atolony Anao
Fa Izy no efa nampanantena
F'izay rehetra mino Azy lxuvwa ho vonjena
Koa matokia ny tenin’ny Tompo ianao
(A/C: Ny Vatofantsika)

--------
Rohy: