You are here: home > Tononkira > A3F

Tu es mon Dieu (A3F)

Je veux te louer mon Dieu tous les jours
Je veux te louer car Tu es Amour

Tu es mon Dieu (x3)
Je suis très heureux (o o o)
Tu es mon Dieu (x3)
Je suis très heureux

Hidera Anao isan’andro aho ry Ray
Hidera Anao aho fa Ianao tia ahy

Tompoko Ianao (x3)
Tena faly aho (o o o)
Tompoko Ianao (x3)
Tena faly aho

Ka ny fahotana sy fasana : resinao
Ireo fahadalana sy sakana : efa lao
Ny hitondra ahy ao am-paradisa no tanjonao ry Totononkira.serasera.orgmpo tia
Tsy hitsahatra aho ny hiderana Anao dieny izao

Hidera Anao isan’andro aho ry Ray
Hidera Anao aho fa Ianao tia ahy

Tompoko Ianao (x3)
Tena faly aho (o o o)
Tompoko Ianao (x3)
Tena faly aho

Hey! Merci à toi mon Seigneur
Tu es vraiment notre Dieu
Haleloia!

Je veux te louer mon Dieu tous les jours
Je veux te louer car Tu es Amour

Tu es mon Dieu (x3)
Je suis très heureux (o o o)
Tu es mon Dieu (x3)
Je suis très heureux

A/C : Ny Vatofantsika

Mpihira : A3F
Mpamaky : 720
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 13/08/2020 09:59:38
ID : 12996

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo