Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpandresy ianao (A3F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy vitsy izany ‘reo olana misy eto an-tany
Tena mahakivy, matetika voxc mampitomany
Fa saingy izao : aza mba mety ho hvpi resy ianao
O, mahereza sy mahatanjaha ary koa mivavaha
Fiv. tononkira.serasera.org Mpandresy iruqr ianao rehefa miaraka amin’ny Tompo
F’Izy tsy handao ‘reo zanany ‘zay mitoloko
Mpandresy ianao rehefa Izy no miady
Isika izao dia tiany sady malalany
2-Jesosy Tompo dia efa nanambara hoe :
“Ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
ambarapahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao”
Koa amin’izao na inon’inona atao
Antsoy Jesosy hanampy anao @ fiainanao
A/C: Fanasina A3F
2021

--------
Link: