Ny Fahasoavanao (A3F)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahasoavanao no naha toy izao
Ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
Naha toy izao
Naha toy izao ahy
Ny fahasoavanao

Ny fahasoavanao no naha toy izao
Ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
Naha toy izao
Naha toy izao ahy
Ny fahasoavanao

1-Ka fiderana no asandratray ho Anao (ry Ray)
Noho ireo soa natolotrao hatrizay (ho anay)
Na dia tsy mendrika aza dia notiavinao (notiavinao)
Ka izany no ilazanay fa...

Ny fahasoavanao no naha toy izao
Ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
Naha toy izao
Naha toy izao ahy
Ny fahasoavanao

2-F'Ianao no Andriamanitry ny heriko (Ianao)
Ireo ady mafy aza nolalovako (tokoa)
Ny fanenjehana aza vao maika nahasoa (no nahasoa)
Mahatonga anay hiteny fa...

Ny fahasoavanao no naha toy izao
Ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
Naha toy izao
Naha toy izao ahy
Ny fahasoavanao

Ny fahasoavanao no naha toy izao
Ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
Naha toy izao
Naha toy izao ahy
Ny fahasoavanao

Midera Anao aho
Midera Anao (LV)
Midera Anao (V)
Midera Anao (L)

Midera Anao aho
Midera Anao (LV)
Midera Anao (V)
Midera Anao (L)

(Tonalité + 1temps)

Midera Anao aho
Midera Anao (LV)
Midera Anao (V)
Midera Anao (L)

Midera Anao aho
Midera Anao (LV)
Noho ny fahasoavanao

A/C : Fehizoro A3F
2021
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A3F
Vangy : 85
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 07/06/2024 09:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0778