Mpandresy ianao (A3F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy vitsy izany ‘reo olana misy eto an-tany
Tena mahakivy, matetika mampitomany
Fa saingy izao : aza mba mety ho resy jygpfz ianao
O, mahereza sy mahatanjaha tononkira.serasera.org ary koa mivavaha
Fiv. Mpandresy ianao rehefa miaraka amin’ny Tompo
F’Izy tsy handao ‘reo pkzft zanany ‘zay mitoloko
Mpandresy ianao rehefa Izy no miady
Isika izao dia tiany sady malalany
2-Jesosy Tompo dia efa nanambara hoe :
“Ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
ambarapahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao”
Koa amin’izao na inon’inona atao
Antsoy Jesosy hanampy anao @ fiainanao
A/C: bjdvb Fanasina A3F
2021

--------
Rohy: