Mahery ny Andriamanitray (A3F)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny Anaranao Ray dia anarana be voninahitra
Ka tsy misy ohatra Anao raha ny olona ety an-tany ety
Fa manenika ny vazantany tononkira.serasera.org Jesosy ô ny herinao
K'indreto izahay fa hidera ny Anaranao.

Fiv.Mahery ny Andriamanitray
Ianao no Mpanjaka, Ianao re no Tompon'ny lanitra
Fiadanana mandrakizay re no atolotrao anay
(Hoderaina e!) Hoderaina fa be voninahitra

2.Ny Fitiavanao Ray dia fitiavana tsy pttwckd hay takarina
Ka tsy fstdtr misy ohatra Anao raha ny olona ety jeyzapb an-tany ety
Fa Izay sarobidy indrindra no nomenao ho anay
D'Ilay Zanakao mba hisolo ny otanay.

Fiv.Mahery ny Andriamanitray
Ianao no Mpanjaka, Ianao re no Tompon'ny lanitra
Fiadanana mandrakizay re no atolotrao anay
(Hoderaina e!) Hoderaina fa be voninahitra

A/C: Ny Vatofantsika
Arr: RALAINIRINA Valitera Edmond

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A3F
Vangy : 2104
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 23/04/2019 14:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0137