Tsofy ny anjomara (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ! o ! o ! o !
? Tsofy mafy ny anjomara
,ho ren’ny eran-tany
hanakoako hatrany
tsara ny Andriamanitray
ka mendrika ho deraina
ho mandrakizay
rava ny Mandan I jericko
lavo I Goliata raha nanoloana an’I Davida
? Aleloia sesilany hatrany an danitra any
ny hiranay tsy ho tononkira.serasera.org lany
Andriamanitra Tsitoha ilay nanome ny soa
No hirainay amin’ny fo
Tsy nahasakana ireo fariseo,
Tsy nahita hadisoan taminy cpbgeido I Pilato
wnbup zpzt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Vangy : 3755
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nellah
Daty : 14/11/2017 14:06