Tsofy ny anjomara (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ! o ! o ! o !
? Tsofy mafy ny anjomara
,ho ren’ny eran-tany
hanakoako hatrany
tsara ny Andriamanitray
ka mendrika ho deraina
ho mandrakizay
rava ny Mandan I jericko
lavo I Goliata raha nanoloana an’I Davida
? Aleloia sesilany hatrany an danitra any
ny hiranay tsy ho pini lany
Andriamanitra Tsitoha tononkira.serasera.org ilay nanome ny soa
No hirainay amin’ny fo
Tsy nahasakana ireo fariseo,
Tsy nahita hadisoan taminy I Pilato
sknmsi nkiobu
? Tsofy mafy ny anjomara
,ho ren’ny eran-tany
hanakoako hatrany
tsara ny Andriamanitray
ka mendrika ho deraina
ho mandrakizay
rava ny Mandan I jericko
lavo I Goliata raha nanoloana an’I Davida
? Aleloia sesilany hatrany an danitra any
ny hiranay tsy ho pini lany
Andriamanitra Tsitoha tononkira.serasera.org ilay nanome ny soa
No hirainay amin’ny fo
Tsy nahasakana ireo fariseo,
Tsy nahita hadisoan taminy I Pilato
sknmsi nkiobu
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Vangy : 3915
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nellah
Daty : 14/11/2017 14:06
