SOA FA NISY (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy fa toa mahonena
Ity fianana ity raha jerena
nifanaiky ho amin'ny jpon tsara
Kanefa indrisy fa toa mamarara
Nivarina ho amin'ny ratsy
Rehefa wzjgenu voatosika mafy
Tsy mahita intsony ity famonjena
Mivoha ho amin'ny firenena
(Soa fa nisy)
Soa fa nisy, teninao Ray
(Izay tonga)
Izay ho anay mandrakizay
(Ka misaotra)
Ka misaotra Tompo malala
(Fa he voavonjy)
Fa he voavonjy izahay kmfddppu izay bodo sy adala
Fa ny teninao re ry Ray
Voadika amin'ny tononkira.serasera.org teninay
Voafafy amin'ny tany tsara
Dia nitombo hery tsy ho diso anjara
Tsy hiveri-maina aminao
Hamokatra hatramin'izao
Misaotra, mitsaoka ry Tompo malala
Fa vonona re ny handala
A/C : Mr David (STK I.F 2022)
Ity fianana ity raha jerena
nifanaiky ho amin'ny jpon tsara
Kanefa indrisy fa toa mamarara
Nivarina ho amin'ny ratsy
Rehefa wzjgenu voatosika mafy
Tsy mahita intsony ity famonjena
Mivoha ho amin'ny firenena
(Soa fa nisy)
Soa fa nisy, teninao Ray
(Izay tonga)
Izay ho anay mandrakizay
(Ka misaotra)
Ka misaotra Tompo malala
(Fa he voavonjy)
Fa he voavonjy izahay kmfddppu izay bodo sy adala
Fa ny teninao re ry Ray
Voadika amin'ny tononkira.serasera.org teninay
Voafafy amin'ny tany tsara
Dia nitombo hery tsy ho diso anjara
Tsy hiveri-maina aminao
Hamokatra hatramin'izao
Misaotra, mitsaoka ry Tompo malala
Fa vonona re ny handala
A/C : Mr David (STK I.F 2022)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Vangy : 893
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zoniainadinarak
Daty : 28/07/2022 19:41
