Ampidiro aloha ny tenimiafina
SOA FA NISY (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy fa toa mahonena
Ity fianana ity raha jerena
nifanaiky ho amin'ny tsara
Kanefa indrisy fa toa mamarara
Nivarina ho amin'ny ratsy
Rehefa voatosika mafy
Tsy mahita intsony ity famonjena
Mivoha ho amin'ny firenena
(Soa fa nisy)
Soa fa qeaqhbm nisy, voxarp teninao Ray
(Izay tonga)
Izay ho anay mandrakizay
(Ka misaotra)
Ka misaotra Tompo malala
(Fa he voavonjy)
Fa he voavonjy izahay izay bodo fukihrv sy adala
Fa ny teninao re ry Ray
Voadika amin'ny teninay
Voafafy amin'ny tany tsara
Dia nitombo hery tononkira.serasera.org tsy ho diso anjara
Tsy hiveri-maina aminao
Hamokatra hatramin'izao
Misaotra, mitsaoka ry Tompo malala
Fa vonona re ny handala
A/C : Mr David (STK I.F 2022)
Ity fianana ity raha jerena
nifanaiky ho amin'ny tsara
Kanefa indrisy fa toa mamarara
Nivarina ho amin'ny ratsy
Rehefa voatosika mafy
Tsy mahita intsony ity famonjena
Mivoha ho amin'ny firenena
(Soa fa nisy)
Soa fa qeaqhbm nisy, voxarp teninao Ray
(Izay tonga)
Izay ho anay mandrakizay
(Ka misaotra)
Ka misaotra Tompo malala
(Fa he voavonjy)
Fa he voavonjy izahay izay bodo fukihrv sy adala
Fa ny teninao re ry Ray
Voadika amin'ny teninay
Voafafy amin'ny tany tsara
Dia nitombo hery tononkira.serasera.org tsy ho diso anjara
Tsy hiveri-maina aminao
Hamokatra hatramin'izao
Misaotra, mitsaoka ry Tompo malala
Fa vonona re ny handala
A/C : Mr David (STK I.F 2022)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Hits : 891
Likes : 1 Like
Created by : zoniainadinarak
Date : 28/07/2022 19:41
