Masina Ianao (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
   wjiynkas Masina Ianao
Ny lanitra mankalaza adzgjw tononkira.serasera.org Anao
Manakoako ety
Ny Asanao gjkiogun mahagaga tokoa
kanto sy meva ery
Ianao Mpahary no itokianay
Jeso hitantana
Fanahy Masina hitoetra aminay
Finoana ho tananay

Dera laza atolotray Masina Ianao
Dera laza atolotray
Masina Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana
Vangy : 568
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramaherivelo77
Daty : 10/04/2025 12:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318