Raiso aho (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso aho
Tompo ô mamindra Indray fo amiko
araka ny fitiavanao
Diovy aho hadio zany foko anio
Ity adalanao ampodio
Ref :
Raiso aho anio
manatona
Indro ny foko anjakao
Mpanjakako,tompoko Ianao Jesoa
Mider'Anao ny momba yknenfx ahy
Fa zava-drehetr'amiko Ianao
Lay avo ambony tononkira.serasera.org indrindra
Hatrizay anio jopbuv ary ho mandrakizay
fanjakanao tsy ho rava
Tonony : Tsilavina Ramaherivelo
Feony :Lova Ranaivoson ajyq
Tompo ô mamindra Indray fo amiko
araka ny fitiavanao
Diovy aho hadio zany foko anio
Ity adalanao ampodio
Ref :
Raiso aho anio
manatona
Indro ny foko anjakao
Mpanjakako,tompoko Ianao Jesoa
Mider'Anao ny momba yknenfx ahy
Fa zava-drehetr'amiko Ianao
Lay avo ambony tononkira.serasera.org indrindra
Hatrizay anio jopbuv ary ho mandrakizay
fanjakanao tsy ho rava
Tonony : Tsilavina Ramaherivelo
Feony :Lova Ranaivoson ajyq
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVangy : 510
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramaherivelo77
Daty : 10/04/2025 10:59
