Feo Miantso (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo Miantso
1-Injay lay feo miantso
Moa renao ve ?
feo manakoako ,sy mambabo fo,
feon'ny Mpamonjy tononkira.serasera.org ,
Toa miantso hoe : Aza dia variana
amin'njava mora lo
Ref : Aza dia manjeny ,ny andro lava ety
ka tsy ta-halala ny fiainana ary !
vetivety ihany ,tsy azo toky koa
Raiso Jesoa soa
Fa Izy no Mpamonjy soa
2-Mamy koa raha mamy tyaoxtej ny handre lay feo
ndao hanaotana euhaf azy
dieny mbola izao
araraoty ny andro
tsy hay izay hiseho
ka tadiavo jesoa
fa mbola tiany ianao wuuvbk
1-Injay lay feo miantso
Moa renao ve ?
feo manakoako ,sy mambabo fo,
feon'ny Mpamonjy tononkira.serasera.org ,
Toa miantso hoe : Aza dia variana
amin'njava mora lo
Ref : Aza dia manjeny ,ny andro lava ety
ka tsy ta-halala ny fiainana ary !
vetivety ihany ,tsy azo toky koa
Raiso Jesoa soa
Fa Izy no Mpamonjy soa
2-Mamy koa raha mamy tyaoxtej ny handre lay feo
ndao hanaotana euhaf azy
dieny mbola izao
araraoty ny andro
tsy hay izay hiseho
ka tadiavo jesoa
fa mbola tiany ianao wuuvbk
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVangy : 384
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramaherivelo77
Daty : 10/04/2025 12:47
