Ho Iray (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      Ho Iray
1-Lalana iray no iraisantsika ka andao hifandray hifandray
Hampitovy ny fijery ka tsy hisy hiverimberina -
Nde hibanjina ilay tanjona ka hiaradala na
na ho sarotra naho ratsy ny ety hifanohana hotohizana  izany dia

2-Ka namafy sy mahery mampitodik'ireo fakampa(a)na(hy)
Tokana ny tanjona d'ilay ka na nahoa(hy)sy ho anao ho anao
kasikino mafy ny Teniny hiaro eny andalana
iray ihany ny zotra hiaraha mande(ha) tsy hisy ho tave(la) ka hotodintsik'ilay Ary
REF:Ho eo aho (ho)Anao
aza ki(vy) mato kia
mba ho namanao
hoto(a) an'i Jesoa  mampa hery
sanatria ra(ha) ho irery
ho tongotr'i ray famindra iray ho tratra ny tanjona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana
Vangy : 28
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramaherivelo77
Daty : 10/04/2025 12:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1033