Ekeko Ray o ! (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko Ray
Ekeko Ray ô ! zay fitondranao
tsy cxiagve misy tahotra tsis ahiahy
Anilanao misava ny aizina
ny herinao tsy misy matohitra
Ampy ahy ny teninao mampahery ahy hatrany
tena fitiavana lehibe tokoa
ampy ahy ivwta tononkira.serasera.org ny tokinao eo foana akaikiko eo
fanantenana sy fiadanana ao am-po
2-Ianao mitsinjo mamonjy ahy
midera Anao aho mankasitraka Anao
Tonony : Tafihery
Feony : dnrm Lova Ranaivoson
Ekeko Ray ô ! zay fitondranao
tsy cxiagve misy tahotra tsis ahiahy
Anilanao misava ny aizina
ny herinao tsy misy matohitra
Ampy ahy ny teninao mampahery ahy hatrany
tena fitiavana lehibe tokoa
ampy ahy ivwta tononkira.serasera.org ny tokinao eo foana akaikiko eo
fanantenana sy fiadanana ao am-po
2-Ianao mitsinjo mamonjy ahy
midera Anao aho mankasitraka Anao
Tonony : Tafihery
Feony : dnrm Lova Ranaivoson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVangy : 386
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramaherivelo77
Daty : 10/04/2025 12:43
