Mandehana (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hoy Ianao mandehana
Dia torio ny Filazantsara
Mijoro(a) ho fahazavana
ho fanasina itondra hasina
Eto ka hatrany amparan'ny tany
myjohbwi Aza be aflmsgkt lazao nakivikivy zany
Valin'asanao tsy ho rarak'antany
Fa ny mandrakizay
2-Na toeran'aiza aleha tsarovy anie
Ny famonjeny anao tena tsara zara
Reo sakana mpadrava hamely anao
ny loza iany koa
soloiny ho avotra
Sambatra aho fa manan'Anao
Tretrika toko(a) ka ravony fo
Dera sy laza voninahitra (a)nie
Ho Anao mandrakizay.
tononkira.serasera.org Tonony by Tsilavina idppr Ramaherivelo
Dia torio ny Filazantsara
Mijoro(a) ho fahazavana
ho fanasina itondra hasina
Eto ka hatrany amparan'ny tany
myjohbwi Aza be aflmsgkt lazao nakivikivy zany
Valin'asanao tsy ho rarak'antany
Fa ny mandrakizay
2-Na toeran'aiza aleha tsarovy anie
Ny famonjeny anao tena tsara zara
Reo sakana mpadrava hamely anao
ny loza iany koa
soloiny ho avotra
Sambatra aho fa manan'Anao
Tretrika toko(a) ka ravony fo
Dera sy laza voninahitra (a)nie
Ho Anao mandrakizay.
tononkira.serasera.org Tonony by Tsilavina idppr Ramaherivelo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVisites : 389
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 10:04
