Fahasoavanao (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahasoavanao
Tompo fyadh ô ny fahasoavanao
no maha toy zao ahy
Tsy noho ny heriko Jeso
fa fahasoavanao
reo heloko rehetra
zay naha very fanahy
fahoriana tsisy fetra
nosoloinao aingapanahy
Fa raha lavo fvkp aho tena resy
Ianao nanarina ahy
diso lalana naleha
nahitsinao iarina e
Ny adalana hadisoana
nohadinoina uhzb , soloina
fiainam-baovao be dia be
Indrafo tsy hitalany e!
2-Tompo ô ny fahasoavana
No mamelona mamonjy ahy
Raha ory fanahy omenao hery ho sahy
'reo lasa rehetra ,fafanao tsy hitoetra
ka anio raha antsoinao Ianao
No tononkira.serasera.org Tompoina
Tonony : Tsilavina Ramaherivelo
Feony : Lova Ranaivoson
Tompo fyadh ô ny fahasoavanao
no maha toy zao ahy
Tsy noho ny heriko Jeso
fa fahasoavanao
reo heloko rehetra
zay naha very fanahy
fahoriana tsisy fetra
nosoloinao aingapanahy
Fa raha lavo fvkp aho tena resy
Ianao nanarina ahy
diso lalana naleha
nahitsinao iarina e
Ny adalana hadisoana
nohadinoina uhzb , soloina
fiainam-baovao be dia be
Indrafo tsy hitalany e!
2-Tompo ô ny fahasoavana
No mamelona mamonjy ahy
Raha ory fanahy omenao hery ho sahy
'reo lasa rehetra ,fafanao tsy hitoetra
ka anio raha antsoinao Ianao
No tononkira.serasera.org Tompoina
Tonony : Tsilavina Ramaherivelo
Feony : Lova Ranaivoson
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVisites : 571
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 12:46
