Masina Ianao (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina Ianao
Ny lanitra mankalaza Anao
Manakoako ety
Ny Asanao mahagaga tokoa
kanto sy meva ery
Ianao Mpahary no itokianay
Jeso hitantana
Fanahy Masina hitoetra aminay
Finoana ho guctjlbn tananay
Dera laza psinlsxw atolotray Masina tononkira.serasera.org Ianao
Dera laza atolotray
Masina Ianao ybdawp
Ny lanitra mankalaza Anao
Manakoako ety
Ny Asanao mahagaga tokoa
kanto sy meva ery
Ianao Mpahary no itokianay
Jeso hitantana
Fanahy Masina hitoetra aminay
Finoana ho guctjlbn tananay
Dera laza psinlsxw atolotray Masina tononkira.serasera.org Ianao
Dera laza atolotray
Masina Ianao ybdawp
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaHits : 568
Likes : 1 Like
Created by : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 12:51
