Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mandehana (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hoy Ianao mandehana
Dia torio ny Filazantsara
Mijoro(a) ho fahazavana
ho fanasina itondra hasina
Eto ka hatrany amparan'ny tany
Aza be lazao nakivikivy zany
Valin'asanao tsy ho wugxoa rarak'antany
Fa ny mandrakizay
2-Na toeran'aiza aleha tsarovy tononkira.serasera.org anie
Ny famonjeny anao tena tsara zara
Reo sakana mpadrava hamely anao
ny loza iany koa
soloiny ho uvlffn avotra
Sambatra aho fa manan'Anao
Tretrika toko(a) ka ravony fo
Dera sy laza voninahitra (a)nie
Ho Anao mandrakizay.
ncdplmv Tonony by Tsilavina Ramaherivelo
Dia torio ny Filazantsara
Mijoro(a) ho fahazavana
ho fanasina itondra hasina
Eto ka hatrany amparan'ny tany
Aza be lazao nakivikivy zany
Valin'asanao tsy ho wugxoa rarak'antany
Fa ny mandrakizay
2-Na toeran'aiza aleha tsarovy tononkira.serasera.org anie
Ny famonjeny anao tena tsara zara
Reo sakana mpadrava hamely anao
ny loza iany koa
soloiny ho uvlffn avotra
Sambatra aho fa manan'Anao
Tretrika toko(a) ka ravony fo
Dera sy laza voninahitra (a)nie
Ho Anao mandrakizay.
ncdplmv Tonony by Tsilavina Ramaherivelo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVangy : 389
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramaherivelo77
Daty : 10/04/2025 10:04
