Mandehana (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hoy Ianao mandehana
Dia torio ny Filazantsara
Mijoro(a) kuylgza ho fahazavana
ho fanasina itondra hasina
Eto ka hatrany amparan'ny tany
Aza be lazao nakivikivy zany
Valin'asanao tsy ho kayz rarak'antany
Fa ny mandrakizay
2-Na toeran'aiza aleha tsarovy anie
Ny famonjeny anao tena tsara zara
Reo sakana mpadrava hamely anao
ny loza iany koa
soloiny ho avotra
Sambatra aho tononkira.serasera.org fa manan'Anao
Tretrika toko(a) ka ravony fo
Dera sy laza voninahitra (a)nie
Ho Anao mandrakizay.
mgbiwfn Tonony by Tsilavina Ramaherivelo
Dia torio ny Filazantsara
Mijoro(a) kuylgza ho fahazavana
ho fanasina itondra hasina
Eto ka hatrany amparan'ny tany
Aza be lazao nakivikivy zany
Valin'asanao tsy ho kayz rarak'antany
Fa ny mandrakizay
2-Na toeran'aiza aleha tsarovy anie
Ny famonjeny anao tena tsara zara
Reo sakana mpadrava hamely anao
ny loza iany koa
soloiny ho avotra
Sambatra aho tononkira.serasera.org fa manan'Anao
Tretrika toko(a) ka ravony fo
Dera sy laza voninahitra (a)nie
Ho Anao mandrakizay.
mgbiwfn Tonony by Tsilavina Ramaherivelo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVangy : 525
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramaherivelo77
Daty : 10/04/2025 10:04
