Masina Ianao (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina Ianao
Ny lanitra mankalaza tononkira.serasera.org yiktr Anao
Manakoako ety
Ny Asanao mahagaga tokoa
kanto sy meva ery
Ianao Mpahary no itokianay
Jeso hitantana
Fanahy Masina hitoetra aminay
Finoana ho tananay
Dera laza qgothqyf atolotray Masina Ianao
Dera laza jtyulwyk atolotray
Masina Ianao
Ny lanitra mankalaza tononkira.serasera.org yiktr Anao
Manakoako ety
Ny Asanao mahagaga tokoa
kanto sy meva ery
Ianao Mpahary no itokianay
Jeso hitantana
Fanahy Masina hitoetra aminay
Finoana ho tananay
Dera laza qgothqyf atolotray Masina Ianao
Dera laza jtyulwyk atolotray
Masina Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaHits : 566
Likes : 1 Like
Created by : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 12:51
