Gadon'ny taniko (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny gadon'ny taniko
Anio no hindramiko
Mba hilazako ny hakantonao
R'ilay tanindrazako
Endrey ny hafaliana
Mahita ny hatsarany
Koa indro hiangaliana
Hihira ny anarany
Endrey tsara ny taniko
Endrey igjhhuuk ka tiako gnygzuds sy mamiko
Endrey lay nosy malalako
Endrey dia lay Gasikarako
Ireo tononkira.serasera.org zay vahiny mandalo tamana
Sodokan' ny hakanton'izato tanàna
Mahita reo biby sy zavamaniry
Reo zava-boahary tsy fahita firy
Ireo kolontsaina mampiavaka anao
Mambabo mampiaiky zao tontolo izao
Mandritsoka ery bkdqp lay mozikan'ny tany
Mandre an'izany dia latsa-tomany
Anio no hindramiko
Mba hilazako ny hakantonao
R'ilay tanindrazako
Endrey ny hafaliana
Mahita ny hatsarany
Koa indro hiangaliana
Hihira ny anarany
Endrey tsara ny taniko
Endrey igjhhuuk ka tiako gnygzuds sy mamiko
Endrey lay nosy malalako
Endrey dia lay Gasikarako
Ireo tononkira.serasera.org zay vahiny mandalo tamana
Sodokan' ny hakanton'izato tanàna
Mahita reo biby sy zavamaniry
Reo zava-boahary tsy fahita firy
Ireo kolontsaina mampiavaka anao
Mambabo mampiaiky zao tontolo izao
Mandritsoka ery bkdqp lay mozikan'ny tany
Mandre an'izany dia latsa-tomany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zandry GasyHits : 590
Likes : 0 Like
Created by : Mbola Talenta
Date : 21/01/2025 05:45
